4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miora - Mim's Team

1-Efa ela no nahalalako azy

    Ny tsiky keliny sy ireo vazivazy

    Zaza fihetsika raha voa jerena

    Tsara endrika toa rojo volamena

    Tsara toetra, tsara fanahy

    Vaojanahary avy any amin’ny Ray



                   Réf:Miora,namako

                          Miora,zandriko

                          Tsy foiko,tsy ho adinoiko

                           Raha indry

                           Fa ho mandrakizay

                           Dia i Miora irery ihany

                           No tena namako raha mbola eto an-tany

  

2- Lavitra azy aho

      Fa ny sombin’ny ao am-poko ao

      Ny elanelan’tany no manasaraka

      Fa ny finamanana no mampiaraka

      Ny ranomasina hono no valam-pary

      Fa izy kosa ho namako mandrakizay doria

      

            

                            Mpanoratra: Mim’s

"Cette chanson est dédiéé à ma meilleure amie ’Miora’ "

Partager miora

Commenter miora

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mim's Team